Entry | teny mingadona | |
Elementary words | teny ; mingadona | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Teny miafara amin'ny -ka, -tra, -na, ka eo amin'ny vaniny faharoa avy any amin'ny farany no misy ny tsindrim-peo [1.13] | |
Explanations in French | Paroxyton [1.13] | |
Vocabulary | Linguistics | |
Analogs | teny mitoaikona | |
Updated on 2023/06/08 |